Entrée vezatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany: Aza atao am-bezatra ny fanokafana io sobiky io sao dia vaky daholo ny atodim-borona ao anatiny [1.1]
Dérivés 
 
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31