Entrée |
verymaso > verimaso
(very, maso)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba fitafy lamba izay anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takona [2.314]
|
| Fijerena amin' ny hirika kely amin' ny lamba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana:
Manao verimaso [1.1]
|
Explications en français | [ very maso ] Action de se voiler la figure de manière à ne montrer que les yeux, se dit des femmes de mauvaise vie [1.3]
|
Exemples | Kao-drazana tsy azo avela ny anay, ka raha maso mataho-ditsoka, dia ny verimaso no ataovy marevaka, fa raha sima no mianala: miantsinanana voky rivotra, miankandrefana manahy lela.
[1.298]
|
|