Entrée vena
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy
Vocabulaire 
Origine Anglais: vein. Français: veine.
Synonymes lalan-dra

Entrée vena
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Rona, fihilanana, firaikana
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31