Entrée velom-bolo (velona, volo)
Partie du discours locution
Définition malgache mitsiatsia tsara, falifaly, miramirana [Rajemisa 1985]
Définition française refait, qui reprend, qui se relève [Abinal 1888]
Exemples dia alaina ireo fanafody efa-doha ireo indray, dia ahosotra azy indray, dia velombolo ny hoditra. [Callet: Tantara, page 115]

Mis à jour le 2017/03/09