Entrée vehana
Partie du discours nom
Explications en malgache Halavan-drefy hatao amin' ny tendron' ny fanondro ka hatramin' ny tendron' ny ankibe (vodivoam-pelatanana miverina indroa, na voatondro folo, na zehy latsaka tondro) [1.1]
Vocabulaire 
Exemples hatr' aminy voantondro iray azo atao hery ny ka hatr' aminy vehana tahak' izao [2.48]
Proverbes 

Anagrammes vahena

Mis à jour le 2020/07/31