|
|
|
|

Teny iditra1  vazoina
Fototeny  2 vazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hiraina, kaloina: Novazoin' ny Avana ny hanin-kavana
5 Anaovana vazo na kalompitiavana: Imiangaly no novazoin' Andrianampoinimerina [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 vaozina, vazoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12