Entrée Vazimba
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [Rajemisa 1985]
Citations 

Entrée vazimba
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] fasana efa ela tsy fanta-tompo [Rakotosaona 1972]

Entrée vazimba
Partie du discours adjectif
Définition malgache Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/05/15