Entrée | vavony | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [1.1] | |||
Vocabulaire | Biologie | |||
Mots composés |
| |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot vavony | |||
Entrée | vavony | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en français | [Tankarana] (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [1.196] | |||
Nom scientifique | Symphonia oligantha | |||
Vocabulaire | Botanique | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |