|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatovy
Singan-teny  2 vato, 3 vy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-bato mafy mainty avy amin' ny volkano [1.1]
6 anarana iombonan'ny vato misy vatongaly [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 roche basaltique [1.13]
Voambolana  8  Haibolantany

Teny iditra (2/2)9  Vatovy
Singan-teny  10 vato, 11 vy
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  13  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Vatovy, vatovy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21