|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatovatoina
Fototeny  2 vatovato
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 pierreux, caillouteux [1.13]
Tovy hevitra  5 vatoina

Teny iditra (2/2)6  vatovatoina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 ilazana vongan-tsela maty ary mafy any anaty taova vokatry ny raboka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 tubercule induré [1.13]
Voambolana  10  Haiaina
Tovy hevitra  11 vatovaton-draboka

Fivaditsoratra  vatovatoina, 12 voatavontay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12