|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vato tsindry hahazana |
| Singan-teny | 2 vato, 3 tsindry, 4 hahazana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra, ka esorina rehefa mena ny vary
7 mitovy hevitra: zavatra na olona akipaka rehefa tsy misy ilana azy intsony [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|