|
|
|
|

Teny iditra1  vatosanga
Singan-teny  2 vato, 3 sanga
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-bato rehefa dorana 150° mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra [1.1]
6 vato fanamboarana platira [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 gypse, pierre à plâtre [1.13]
Ohatra  8  Fotoana ela no nipetraka teny ny fianakaviana nivelona tamin' ny fanaovana ny asa ambanimbany tao an-tanàna, na tamin' ny fitrandrahana vatosanga sy ny asa fambolena manaraka ny fizaran-taona. [1.369#]
Voambolana  9  Haibolantany
Tovy hevitra  10 alabaritany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12