Entrée | vato ateli-mamba (vato, telina, mamba) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] enti-milaza zavatra afoy, tsy misy hevitra ny hahazoana azy intsony; enti-milaza ny tenin' olona efa ho faty izay tsy maintsy tovina tanteraka, na koa teny na tsiambaratelo tanana mafy tsy atao misy mahalala | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |