Entrée varivary
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona
Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [1.1]
Explications en français Rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [1.3]
Proverbes 

Entrée varivary
Partie du discours nom
Explications en malgache Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo
Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [1.1]
 Tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [1.13]
Explications en français Lattes transversales des toits [1.3]
 Latte [1.13]
Dérivés 
 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31