Entrée variray
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Ny faritra ambany ny gorodona amin'ny trano any amoron-tsiraka eny na ny aty afovoan-tany aza faritra tsy misy na tsy voafefin-drindrina ambany gorodona amin'ny trano [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31