|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  varingariña
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fikodiadiavana, kodiadia [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  4 fivaringariñana
Kamban-teny rehetra  5 varingarina tsy mivadi-pihodinana

Teny iditra (2/2)6  varingarina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Iraizotongotra izay manana fototra faribolana [1.1]
9 endrika jeômetirika manana fototra faribolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 cylindre [1.13]
Voambolana  11  Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  varingariña, varingarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21