|
|
|
|

Teny iditra1  varinesy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy [1.1]
4 karazan-dranoka ahosotra na atifitra hampangirana zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 vernis [1.3]
6 vernis, émail [1.13]
Ohatra  7  Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. [2.332#]
8  Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. [1.437#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09