|
|
|
|

Teny iditra1  variaminanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1]

Fivaditsoratra  variaminanana, 4 vary amin' anana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19