|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 varialoha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: fambolena |
| Tsipelina hafa | 5 vary aloha |
| Mpanahaka | 6 vakiambiaty |
| Kamban-teny rehetra | 7 vary varialoha |
| Fivaditsoratra | varialoha, 8 vary aloha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|