|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vaozina |
| Fototeny | 2 vao |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (havaozina no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Novaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
5 Soloana vaovao: Vaozin' ny lohataona ny zava-drehetra 6 Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hovaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11 havaozina |
| Fivaditsoratra | vaozina, 12 vazoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|