|
|
|
|

Teny iditra1  vangiana
Fototeny  2 vangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly
5 Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be visited [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on visite [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 vaingana, vangiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02