|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vangaratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (dihy) tsiroaroa no miaraka, aroso indray mandeha ny tongotra iray,
4 dia ahemotra, ary avy eo: maka iny fihetsika iny koa ny tongotra faharoa... 5 ka tahaka izany hatrany: mandroso foana, manaraka boribory eo an-kianja anivon' ny olona vory. [Bezanozano] [2.245#90] |
| Ohatra |
6 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.
[2.245]
|
| Fivaditsoratra | vangaratra, 7 varatranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|