Entrée valyfaty > valifaty (valy, faty)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ valy faty ] famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia [Rajemisa 1985]
Explications en anglais revenge [Hallanger 1973]
Explications en français vengeance [Hallanger 1974]
Exemples Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 85]