|
|
|
|

Teny iditra 1  valona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty vata ny fitafiana tsy anaovana matetika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 pli [1.13]
5 action de plier [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how valona

Fivaditsoratra  21 lovana, valona, 22 volana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04