Entrée valona
Partie du discours nom
Explications en malgache Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty vata ny fitafiana tsy anaovana matetika [Rajemisa 1985]
Explications en français pli [SLP 1986]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31