|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vaivonto |
| Singan-teny | 2 vay, 3 vonto |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vay misy nana be dia be izay mahatonga azy hivonto
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 engelure, abcès
[1.13] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 8 baivonto, 9 kibay, 10 kifongo |
| Fivaditsoratra | vaivonto, 11 vonivato |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|