|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1 ; vahany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] fakany [1.78]
4 [Tanosy] fankan-javamaniry [1.78]
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  6 vahatry

Teny iditra (2/3) 7 ; vahany
Fototeny  8 vaha
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny iharana vahana sy mpisolo

Teny iditra (3/3) 10 ; vahany
Sokajin-teny  11  anarana vaha, vahana sy mpisolo

Fivaditsoratra  12 havina, vahany, 13 vaniha, 14 vihana, 15 vinaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04