Entrée tsy refesi-mandidy (tsy, refy, didy)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny mpitondra manao jadona
Mitovy hevitra: mandidy tokana ~ mpanao teniko fe lehibe ~ mpanao teny jadona ~ mpanao teny tsy valiana ~ tsy zehena [Rajemisa 1985]
Exemples Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [SeFaFi ]

Mis à jour le 2015/04/02