|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mivaky
Singan-teny  2 tsy, 3 mivaky
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Vatan-kazo tsy mivaky izany kitay izany. [2.472#108]
6  dia aterina ho azy ny vodihena tsy mivaky, afatsy ny any Zanadralambo no ho miakatra. [2.48#81]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26