Entrée tsy mandray ravin' avaratra
Mots élémentaires tsy ; mandray ; ravin' avaratra
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany [1.1]
Synonymes tsy mandray ravin-deno

Mis à jour le 2023/11/21