Entrée tsy mahatombin-tsiraka
Mots élémentaires mahatombina ; siraka
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1]

Mis à jour le 2023/10/12