|
|
|
|

Teny iditra1  tsontsa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Qui se trompe, qui commet une erreur [1.3]
Ohatra  5  Dadako ô, tsy tsontsa va re aho? [2.69]
6  Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17