|
|
|
|

Teny iditra1  tsitapitapy
Fototeny  2 tapitapy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Heno mahalankalana. Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  6 tapitapy

Fivaditsoratra  7 tsipitapita, tsitapitapy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19