|
|
|
|

Teny iditra1  tsipikely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (ny manao) Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr' akoho telo nefa mandoa indray avy eo sady fanina mandraingiraingy; nataon' ny mpampinona ho "resy" ihany ny manao tsipikely, raha hitany, ka darofany fanoto matetika ho faty, raha tsy tratra voatakontakon' ny havany angaha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [tsipy kely] 4 petit vomissement, action de vomir un peu après avoir rendu les peaux de poule au jugement du tanguin [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19