|
|
|
|

Teny iditra1  tsipelina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny" [1.1]
4 fomba fanoratra manaraka fitsipika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 orthographe [1.13, 1.5]
Ohatra  6  Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra. [2.445#]
7  tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. [2.117#]
Voambolana  8  Haiteny
Tovy hevitra  9 fitsipipanoratana
Kamban-teny rehetra  10 diso tsipelina

Fivaditsoratra  11 pañilitse, tsipelina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17