Entrée | tsindrymandry > tsindrimandry | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany [1.1] | |
[ tsindry mandry ] Fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) [1.1] | ||
Explications en français | [ tsindry mandry ] Vision, révélation, songe, apparition, pressentiment [1.3] | |
Article | Randzavola: tsindrimandry ao amin' ny Baiboly | |