|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindroanina |
| Fototeny | 2 tsindroana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alaina tsy misy filaharana, fidina alaina atsy alaina aroa:
5 Tsy nalainy befahatany ireo zavatra ireo fa notsindroaniny tetsy sy teroa [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 itsindronana, tsindroanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|