|
|
|
|

Teny iditra1  tsindrimandry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany [1.1]
[tsindry mandry] 4 fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [tsindry mandry] 5 vision, révélation, songe, apparition, pressentiment [1.3]
Lahatsoratra  6 Randzavola: tsindrimandry ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12