Entrée tsindretra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany isehoan' ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan' ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho tena angidina)
Vocabulaire 
Exemples  [Fox: Hainteny, numéro 294] Tsindretra kely ampovoan'Itasy
ka mitsoriaka ny voay tsy mahazo
mikaretsaka ny mamba tsy mahita
nahoana re?

Citations 

Mis à jour le 2020/07/31