|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsimihety |
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 nom d'une population du nord-est et ouest de Madagascar (villes principales: Mandritsara, Antsohihy, Antalaha)
[1.5] |
| Voambolana | 5 Tantara: firenena |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tsimihety |
| Tsanganana sy sary iray takila |
7 Tenim-pirenenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13 |
|