|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsimatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana
4 Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay [1.1]
5 fantsika, hazo [Bezanozano] [1.78]
Ohatra  6  Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana. [2.472]
Mpanahaka  7  tsimaday

Teny iditra (2/2)8  tsimatra
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae).
11 Arbre à fruits comestibles, agréables.
12 Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone.
13 Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [Bezanozano, Merina, Tanala] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17