|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsikorovana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller]
4 karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, 5 toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe 6 tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Merina] [1.10#H.287] 7 Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 Madagascar black bulbul
[2.190#262] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 bulbul noir
[2.191#314] |
| Voambolana | 10 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 11 horova, horovana, horovy, sokonina, sokoreva |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|