Entrée tsikonina
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31