|
|
|
|

Teny iditra1  tsikaritra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 vu rapidement, aperçu un instant [1.3]
Ohatra  5  Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [2.4]
6  Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  12 sikitratra, tsikaritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19