|
|
|
|

Entrée1  tsidimidimy (dimy)
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  mandeha isan-tokony dimy avy [1.1]
Explications en français  4  cinq à cinq [3.1]
Exemples  5  Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona. [1.357#]
Tableaux et planches  6  Tous les adverbes

Mis à jour le 2024/07/18