Entrée tsibokaboka
Partie du discours nom
Définition malgache Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka
¶ Heverina ho boka fa tsy tena boka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2009/02/23