Entrée Tsiarondahy
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Définition malgache Ny lehilahy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka, izay zary foko iray mihitsy
¶ Lehilahy menakelin' ny mpanjaka fahizay [Rajemisa 1985]
Analogues  Tsiarombavy
Exemples Ary Tsiarondahy, tsy mitondra hetra izy, omen' andriana ambolena sy ilevenana, izany no azy. [Callet: Tantara]
Citations 

Mis à jour le 2020/04/08