|
|
|
|

Teny iditra1  tsepoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Feno hipoka, mitafotafo, avo loba:
4 Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
5 Feno, tototra:
6 Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10 potsake, tsepoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17