|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsaraina |
| Fototeny | 2 tsara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay
5 Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 asitrana, 12 itsarana, 13 sanatria, tsaraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|