|
|
|
|

Teny iditra1 tsapaina
Fototeny  2tsapa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina.
5Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e!.
6Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako.
7Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina?.
8Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina.
9Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka. [1.1]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 itsapana, 16 tsapaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11